Tsora [admin] | : | a.: Vy anidina, ranomby voaempo. Ahitsio |
Tsopoka [admin] | : | Mitovy amin'ny Tsapaka. Ahitsio |
Tsopitsopy [admin] | : | a.: Hazavana kely mitsilopy. ~ Maso pahimpabina, manjavona. ~ Fahantrana, fahareradrerahana; fitsilopilopiana. - t.i.f.: Atsopitsopy, tafatsopitsopy / mitsopitsopy, fitsopitsopy, mpitsopltsopy / itsopitsopiana, fitsopitsopiana / mahatsopitsopy. Ahitsio |
Tsopilaka [admin] | : | Mitovy amin'ny Pilaka. Ahitsio |
Tsopiaka [admin] | : | f t.: Fipendrampendran'ny maso jambenan'ny hazavana; fanjelanjelatry ny rano na ny hazavana. Mitovy amin'ny Joplaka. 1 t,if.: Atsopiaka, tafatsopiaka j mitsopiaka, fitsopiaka, mpitaopiaka / itaopiahana, fitsopiahana j mahatsopiaka / taopiapiaka, Ahitsio |
Tsopaka [admin] | : | ft.: Fandrosoana miditra. - t.i.f.: Mitsopaka. Ahitsio |
Tsontsoroka [admin] | : | ft.: Fikapohana, fanovokovohana, fandarodarohana, - t.i.f.: Tsontsorofina. Ahitsio |
Tsontsorofina [admin] | : | (tsontsoroka) mt. ih. (tsontsorofy): Kapo-bina, havokavohana, darodarofana, Ahitsio |
Tsontsorika [admin] | : | a.: Fandrosoana midina. - t.i.f : Tsontsorifana, tsontsor!hana, atsontsorika, voatsontsorika, tafatsontsorika j manataontsorika, fanatsontsorika, mpanatsontsorika j anatsontsorihana, fanatsontsorihana, fanatsontsorifana / mitsontsorika, fitsontsorika, mpitsontsorika / itsontsorihana, fitsontsorihana / mahatsontsorika. - F,-p,: Tsontsori-mamba: fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon'ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen'ny namana avy ny lohan'ny tsirairay dia mits!mbadimbadika amin'izay izy. / Tsontsori-mamba hisarahana: fotoana tsy maintsy hisarahana, tsy hahafahana miara-mipetraka intsony fa tonga ny tsy fifanarahana. Ahitsio |
Tsontsorifana [admin] | : | Tsontsorihana (tsontsorika) mt. pdr. (tsontsorffo, tsontsoriho): Ampidinana (rano). Ahitsio |
Tsontsoraka [admin] | : | a.: Karazan-javamaniry' nampiasaina fahiny tamin'ny sorona teo an-jorofirarazana, fa ankehitriny kosa entina mampiray ny tai-mina anafoana trano. Ahitsio |
Tsontsoraka [admin] | : | a.: Karazam-bolotsangana tsy mba misy vaniny, ka fanao renitsirika hitifirana vorona madinika. Ahitsio |
Tsontsonina [admin] | : | (tsontsona) mt. ih. (tsontsony): Safosafoina, tambatambazana (bibY)• Ahitsio |
Tsontsona [admin] | : | a.: Fanafosafoana n? biby, fanambatambazana azy. - t.i.f.: Tsontsonina, atsontsona, voatsontsona, tainontsona / mitsontsona, fitsontsona, mpitsontsona / itsontsonana, fitsontsonana / mahatsontsona. Ahitsio |
Tsontsona [admin] | : | a.: Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri). Ahitsio |
Tsontsa [admin] | : | p.t.: Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran'ny fahavoazana. ? Mila tsontsany: mila ady. Ahitsio |
Tsononoka [admin] | : | a,: Fitsororohana diloilo, menaka, hatsembohana; mitovy amin'ny Jononoka. Ahitsio |
Tsonika [admin] | : | ft.: Fihalevonana ho tonga ranony, fiempoana. i t,ff.: Mitsonika, fitaonika, Ahitsio |
Tsongoloka [admin] | : | a.: Toetran'ny olona na zavatra mianjera na miondrika ka ny lohany lasa ambany ary ny tongony na ny vatany ambony. Ahitsio |
Tsongoina [admin] | : | (tsongo) mt. ih. (tao ngoy): Terena amin'ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony. ~ Forana, atao hasoavana. * Ohab.: Tsongoy fon-tena, tsongoy fon'olona: hevero na alaovy an' eritreritra amin' izay mahazo ny tenanao ny mba mahazo ny hafa koa raha manao toy izao sy toy izaoianao. Ahitsio |