Teny nampidirina farany

Tsofin-drano
[admin]
: (tso-drano) mt. ih, (tsofy rano): Rarfna soa. ~ Atao batisa na batemy. ~ Ahitsio
Tsofana
[admin]
: (tsofa) mt. ih. (tsofào): Tapahina amin'ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan'ny handehananao, Tsofina (tsoka) mt. ih, (tsofy): Andefasana rivotra amin'ny vava: TsofY ny firo. Tsofina ny afo. 1 Esorina ny vovoka. 1 Ampanenoina: Raha uao tonga ny Ftloham-pirenena dia notsofina ny bingona, Ahitsio
Tsofa
[admin]
: a.: Fiasana misy nifinifiny fanapahana hazo na vy. 1 t.i,f.: Tsifana, atsofa, voatsofa 1 manatsofa, fanatsofa, mpanatsofa 1 anatsofana, fanatsofana l mitsofa, fitsofa, mpitsofa 1 itsofana, fitsofana 1 mahatsofa 1 tsofatsofa 1 mitsofatsofa. - F,-p.: Tsofo didiravina: karazan-tsofa kely fisaka misy fitazonana azy. Ahitsio
Tsodrano
[admin]
: a.: (taloba) Rano nafafy tamin'olona na natao tao am-bava dia notsofina hifafy aminy, ka ny nofafazana tamin'io rano io indrindra dia ny olona marary na ny handeha hivahiny lavitra (ilay tsodrano natao tao am-bava dia natao koa hoe ranom-bavaka) — (ankehitriny) 1) firarian-tsoa heverina ho manan-kery, avy amin'ny olon-dehibe na ray amandreny:Omeo ny tsodranonao aho, ry dada, fa hanambady, ~ Vola kely omena ny tompon-draharaha ho maripihavanana raha misy hasoavana, fanambadiana: Manatitra tsodrano. 1 t, i f.: Tsofin-drano, voatsodrano 1 mitaodrano f itsofan-drano, fitsofan-drano. ¶ M. h, : Ranombavaka, firarian-tsoa. Anaran'ny vola ampiarahina amin'ny tso-drano: Rom-patsa, patsan'ny mpifana, tsodranon-jaza, fenakoho, vodiakoho, zara fihinanana, fanaovam-beloma, fandraisantanana, ro mafana. Ahitsio
Tsoboka
[admin]
: o.: Fidinana ho ao anaty rano; roboka; fidirana ao anaty zavatra. - t.i.f.:Tsobohana, tsobohina, atsoboka, voatsoboka, tafatsoboka 1 manatsoboka, fanatsoboka, mpanatsoboka 1 anatsobohana, fanatsobohana, mitsoboka, fitsoboka, mpitsoboka 1 itsobohana, fitsobohana 1 mahatsoboka l tsobotsoboka. * Ohab.: Aza manao tsobodranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lait-na hihemorana: ilazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. Ahitsio
Tsobohana
[admin]
: na Tsobohina (tsoboka) mt. pdr, na rat. ih. (tsobohy): Enti-milaza rano asiana na andentehana zavatra ao anatiny: Notsobohan' ny ankizy vy ny rano ka nanjary moimbo vy ter?, ~ Itana robohina: Tsy azo tsobohina ity rano ity fa tena be voay mihitsy. Ahitsio
Tsobo
[admin]
: a.: Fitsarana taloha toy ny fampinomana ary mbola hita indraindray any anindran-tany mandraka ankehitriny: atsoboka ao anaty rano mangotraka ny tanan' ilay voampanga ka afaka izy raha toa ka tsy miempaka akory ny tanany, satria filazana izany fa tsy nanao ny hadisoana niampangana azy 1zy. Ahitsio
Tsobatsoba
[admin]
: p.t.: Be rano loatra, be rony loatra. i t.tf,: Mitsobatsoba, fitsobatsoba 1 mahatsobatsoba. Ahitsio
Tsoaka
[admin]
: ft.: Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana. - t.i.f.: Tsoahana, voatsoaka, tafatsoaka l manatsoaka, fanatsoaka, mpanatsoaka 1 anatsoahana, fanatsoahana 1 mitsoaka, fitsoaka, mpitsoaka 1 mahatsoaka 1 tsoatsoaka. - Tsoak'ahitra: volon' ahitra tsoahana avy amin'ny fototra aniriany. / Tsoa-tokana: tsotra lava tsy misy famavany. / Tsoa-drambo: ilay nofo manaraka ny fotodrambon'ny omby. / Tsoape: fihazakazahana mafy, fanaovana tongotra an-katoka. Ahitsio
Tsoahana
[admin]
: (tsoahy) mt. ih,: Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra. 1 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan'ny hidirany ao an-trano. • lao.: Hioertfivenjy foana ny zanakao raha uao tsoahanao ato amin' ity sekolY ianarany ity. 1 Foanana: Notsoahan 'ny fanjakana sahady ilay didy naooakany tamin'iray volana lasa, ~ Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako, 1 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao. Ahitsio
Tsizarizary
[admin]
: p.t.: Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany, - t.i.f.: Manatsizarizary,fanatsizarizary, mpanatsizarizary l anatsizarizariana, fanatsizarizariana 1 mahatsizarizary, Ahitsio
Tsivorivory
[admin]
: a.: Mitovy amin' ny Vorivory. Ahitsio
Tsivongo
[admin]
: a.: Karazam-bozaka fitaina. ? Anaran-ganagana (Sarcidornis melanotus). Ahitsio
Tsivolo
[admin]
: a.: Karazan-kazo madinika (Sparmannia discolo r), Ahitsio
Tsivohibohitra
[admin]
: a.: Sarin-tanàna ataon'ny ankizy milalao tsindriandriana; na fanorenana sy fandrafetana tanàna madinika misy tsena, trano, lalana... ataon'ny ankizilahy. Ahitsio
Tsivinitra
[admin]
: p. mt.: Tsy rototra, tsy maka sarotra. Ahitsio
Tsivikinindahy
[admin]
: a.: Tamboho kely ivaiva. Ahitsio
Tsivezabezatra
[admin]
: Mitovy amin' ny Vezaveza. Ahitsio
Tsivetrany
[admin]
: na Vetrany a.: Ny ila fen-kisoa izay atao koa hoe avaka. Ahitsio
Tsivetraka
[admin]
: a.: Toetran'ny zavatra mivelatra, miampatra tsara; fipetrahana mivelatra tsara amim-piadanana. i t. tf.: Atsivetraka, voatsivetraka, tafatsivetraka 1 manatsivetraka, fanatsivetraka, mpanatsivetraka 1 anataivetrahana, fanatsivetrahana l mitaivetraka, fitaivetraka, mpitsivetraka l itsivetrahana, fitsivetrahana 1 mahatsivetraka 1 tsivetrabetraka. Ahitsio