Teny nampidirina farany

Aporitra
[admin]
: (poritra) mt. fit. (aporeto): Entina mamoritra. Ahitsio
Aporitika
[admin]
: (poritika) mt. at. (aporitiho): Afantsitsitra, apitika. Ahitsio
Aporiatra
[admin]
: (poriatra) mt, at. (aporiato): Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy ho tonga vao naporiatmny ny soavaly ka diso aoriana loatra. Ahitsio
Aporetsika
[admin]
: (poretsika) mt. at. (aporetseho): (fotaka) Atao marihitra, atao potsipotsika. Ahitsio
Aporetika
[admin]
: (poretika) mt. at. (aporeteho): Afangaro atao misafotofoto. Ahitsio
Aporetaka
[admin]
: (poretaka) mt. at. (aporetaho): Avaroraka. Ahitsio
Aporaretra
[admin]
: (poraretra) mt. at. (aporareto): Atao mandre maharary. Ahitsio
Apondipondy
[admin]
: (pondipondy) mt, fit. (apondipondeo): Enti-mamoriporitra. Ahitsio
Apololotra
[admin]
: (pololotra) mt at. (apololory): Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny. Ahitsio
Apolaka
[admin]
: (polaka) mt, at. (apolahy): Atao mipolaka, milefotra. Ahitsio
Apoka
[admin]
: (poka) mt. at. (apohy): Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka anrin' ny...: Apohy arnin'ny Iseo ny lohanao raha tsy faly ianao. Ahitsio
Apôka
[admin]
: ft.: Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra. - t.i.f.: tafapoka ) miapoka, fiapoka, mpiapoka j iapohana,fiapohana, Ahitsio
Apoitra
[admin]
: (poitra) mt. at. (apoiro): Aseho, atranga: Avy hatrany dia napoitran'ny mpanao famotorana ilay zavatra very • Atao miombotra; ongotana: Napoitrany tamin'ny tandra ny fantsika. Ahitsio
Apoaka
[admin]
: (poaka) mt, at. (apoahy): Atao mirefotra: Apoaka ny basy. • Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan'ny vola mivoaka any ivelany. Ahitsio
Apitsoka
[admin]
: (pitsoka) mt. at. (apitsohy): Alana amin'ny toerany (taolana). Ahitsio
Apitripitrika
[admin]
: (pitripitrika) mt. at. (apitripitriho): Atao eo ambony afo mba handrenesana pitripitrika. Ahitsio
Apitrapitra
[admin]
: (pitrapitra) mt, fit. (apitrapitrao): (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany. Ahitsio
Apitika
[admin]
: (pitika) mt, at (apitiho): Asaina na avala hitsipika: Aza apitika at? ny fotaka, Ahitsio
Apiritsika
[admin]
: (piritsika) mt, at. (apiritsiho): Alefa mifantsitsitra. Ahitsio
Apiritika
[admin]
: (piritika) mt, at. (apiritiho): Alefa mifantsitsitra Ahitsio