Teny nampidirina farany

Arivo
[admin]
: p.i.: Zato impolo (1000) Hi.: Be dia be tsy hita isa: Maso ariuo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho. a F.-p.: Ny arivo lahy tsy maty indray andro: teny nataon'Andrianjaka raha nametraka miaramlla arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory. - t.i.f.: Manarivo, mpanarivo, arivoara. - F.-p.: An'ariuo, ariuoariuo, ariuomiaina: tsy hita isa, tsy tambo isaina ¶ M.h.: Alinalina, tsy omby alinalina. ! Alimiaina, zavon-tany, manetrinketrina, tsy hita zambazamba. Ahitsio
Aritra
[admin]
: mt, ih. ft.: Zaka, lefitra, toha: Tsy aritro intsony ny ataon'ny mpampiasa ahy ka hiala aho. - t.i.f.: Miaritra, fiaritra, mpiaritra / iaretana, fiaretana / maharitra / aharetana, faharetana. ~ F.-p.: Mahari-pery: Manankerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra:Mahari-pery ny Malagas y. Ahitsio
Aritera
[admin]
: (fr. artère) a: Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran'ny te-na; mena ny ra ao anatiny. Ahitsio
Arisika
[admin]
: (risika) mt. at (arisiho): Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin'ny asa ny tanora. Ahitsio
Arisarisa
[admin]
: (risarisa) mt. at. (arisarisao): Atao mitaredretra, lazoina, arirarira; Narisarisany teny ny raharaha, ka, farany, tsy vita mihitsy. Ahitsio
Arira
[admin]
: a: Karazan'angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa e-fa nova be ihany ka tsy azo inoana aralia ny tarehy isehoany ankehitriny (oh. Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). - t.i.f.: Ariraina, voarira / manarira, fanarira, mpanarira I anarirana, fanarirana I miarira, fiarira, mpiarira l iarirana, fiaxirana I maharira. Ahitsio
Aripaka
[admin]
: (ripaka) mt. at. (aripaho): Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka roua. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin'ny taona 1919 ka izaitratra no maty. ~ Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahaualo ny olona nipetraka tamin'ireo trano ireo. ~ Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto. Ahitsio
Ariorio
[admin]
: (riorio) mt. at. (arioriouy): Avala hirenireny; asaina mandeha atsy mandeha axoa: Narioriony be ihany ny resaha. Ahitsio
Arintany
[admin]
: a: Arina vita-Nanahary hita any ambann'ny tany, avy amin'ireo hazo na a-la nivelona efa taon-jato ma-ro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra. Ahitsio
Aringiringy
[admin]
: (ringiringy) mt. at. (aringiringio): Apetraka avo. Ahitsio
Aringana
[admin]
: (ringana) mt, ut. (aringano): Atao maty daholo, aripaka, vonoina: Olona telonjato no naringan'ny fahavalo tao anatin'ny adiny iray. Ahitsio
Arindrina
[admin]
: (rindrina) mt. at. na mt. fit. (arindrino): Akatona: Arindrino ny uarauarana fa miditra ny saka ? Entina manakatona. Ahitsio
Arindrano
[admin]
: a: Karazandamba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon'ny 3etsileo amin'ny landy sy landihazo. Fitafy amin'ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy. --da Ahitsio
Arindra
[admin]
: (rindra) mt. at. (arindrao): Alahatra tsara, alamina, alanto: Arindrao tsara aloha ny tetika uao miroso amin'ny raharaha. 1 Atao mifanaraka, avitrana: Arindra ny fihavanana. Ahitsio
Arina
[admin]
: a.: Sisa amin'ny hazo izay nodorana tsy avala hisY lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay. - t.i.f.: Manarina. - F.-p.: Kitay arina / Afon' arina. / Arim-bilany: ny arina mipetaka amin'ny vohon' ny vilany. I Mainty ohatra ny arim-bilany: mainty ngizina. I Arin-taolana: arina avy amin'ny taolana nodorana, ka ampiasaina ho fanadiovana ny siramamy avy amin'ny ranom-pary. * ohab.: Izay akaiky vilany feno arina: raha misy toe-javatra mampalahelo na manahirana ao amin'ny fianakaviana, dia izay eo akaiky tratra antso no voalohany andrian' ny adidy (ny mifamaly amin' it? ohab, ity kosa dia toa ilay manao hoe: Afo lauitra tsy azo amindroana). / Mijery arina an-taua: mahita kilema na hadisoana ataon'ny na-mana, nefa dia tsy miteny akory mba hananatra azy. Ahitsio
Arina
[admin]
: ft.: Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirons. é t.i.f.: Arenina, voarina, ta-farina I miarina, fiarina, mpiarina / iarenana, fiarenana I manarina, fanarina, mpanarina I anarenana, fanarenana ) maharina. Ahitsio
Arimorimo
[admin]
: (rimorimo) mt. at. (arimorimoy): Avala hirimorimo. 1 Atsipy mafy mifofofofo. Ahitsio
Arikatra
[admin]
: p.mt.: Enti-mllaza toerana mitovy amin'ny ary), fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin'ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozyt — Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay ombyf —Arika ira. Ahitsio
Arika
[admin]
: a: Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin'ireto teny ireto: Maty arika: Fatra-panadino zavatra; Velona arika: Mahatsiaro, mahatadidy zavatra. Ahitsio
Arika
[admin]
: (riko) mt. fit. (arikao): Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: F retsy hazo boribory iretsy arika an'it? rambaramba ity. Ahitsio