Teny nampidirina farany

Apendina
[admin]
: (pendina) mt.fit. (apendeno): Entina mandoto, manisy pentina: Fotaka no napendiny ny lambako ka tsy manaiky aho. Ahitsio
Apempena
[admin]
: (pempena) mt, at. (aPempenq): Asaina mipempena, mitotototo etsy sy eroa. Ahitsio
Apelipelika
[admin]
: (pelipeiika) mt. at. (apelipeleho): Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony. ~ Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io. Ahitsio
Apelatra
[admin]
: (pelatra) mt.fit. (apelaro): (tanana) Entina marnely tehamaina. Ahitsio
Apelapelaka
[admin]
: (pelapelaka) mt. at.: Atao tonga manify, nifisina sady atao mitapelaka. Ahitsio
Apatsitsitra
[admin]
: (patsitsitra) mt.at. (apatsitsiro): (rano) Atifitra sady apariaka. Ahitsio
Apasoka
[admin]
: (pasoka) mt.fit. (apasohy): Entina mipasoka, ampiasaina hipasohana. Ahitsio
Apasaka
[admin]
: (pasaka) mt. at. (apasaho): Aely, aparitaka, atao misaratsaraka ny sombiny na potinY. Ahitsio
Aparitaka
[admin]
: (paritaka) mt. at. (aparitaho): Aely tsy misy kitotony amin'ny toerana ma-ro. Ahitsio
Apariritra
[admin]
: (pariritra) mt.at. (aparirito): Avala hifantsitsitra. Ahitsio
Apariaka
[admin]
: (pariaka) mt. at. (apariaho): Aparitaka, ahahaka. Ahitsio
Aparasaka
[admin]
: (parasaka) mt, at, (aparasaho): Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny'Lola iray hetsy. ? Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika. Ahitsio
Apararetra
[admin]
: (pararetra) mt. at. (aparareto): Avala hipararetra, hangovitra izaitsizy. Ahitsio
Apararàtra
[admin]
: (pararatra) mt. at. (apararato): Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy loadoaka). Ahitsio
Apapapapa
[admin]
: (paPapapa) mt. at. (apapapapao): Asaina mipapapapa, mitotototo atsl' sy ar?; asaina miraparapa. Ahitsio
Apaoka
[admin]
: (paoka) mtfit. (apaohy): Entina mipaoka, mifaoka, maka an-keriny. Ahitsio
Apanapana
[admin]
: ft.: Milaza fitotototoana tsy mahita haleha. - t.i.f•: Aapanapana, tafapanapana j miapanapana, fiapanapana, mpiapanapana ( iapanapanana, fiapanapanana / mahapanapana. Ahitsio
Apaka
[admin]
: (paka) mt. at. (apakao): Atao mipaka, atao mikasika amin'ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina Ahitsio
Apaingotra
[admin]
: (paingotra) mt. fit. (apaingory): (paingotra na tsilo) Entina mitans: It? apaingotra ny akanjonao. Ahitsio
Apaika
[admin]
: (paika) mt. fit. (apaiho): Entina mipaika: Inona no hapaika it? fantsika Ahitsio