Teny nampidirina farany

Apipy
[admin]
: fer.: apy. Ahitsio
Apilopilo
[admin]
: (pilopilo) mt, at.: A-tao tonga marani-doha. Ahitsio
Apilapilaka
[admin]
: (pilapilaka) mt. at. Atao tonga pilapilaka, jefi,iefy, Ahitsio
Apika
[admin]
: (pika) mt. at. (apiho): Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano. • Alefa, avela handositra: Napikan'ny olona indray ilay mpangalatra • Aforitra, hidiana: Napikany ny elo. Ahitsio
Apiaka
[admin]
: (piaka) mt, at. (apiaho): Atao tapaka. • mt. fit. (apiaho): Atapaka, entina manapaka, manapiaka, Ahitsio
Apy
[admin]
: (py) mt. at. (apizo); apipy (apipizo): Akimpikimpy: Aza apipy ohatra izao ny masonao, Ahitsio
Apetsapetsa
[admin]
: (petsapetsa) mt. fit. (apetsapetsao): Enti-mamonto rama. Ahitsio
Apetsaka
[admin]
: (petsaka) mt. fit (apetsaho): Entina mandena, manamando, mampangeniheny. Ahitsio
Apetsa
[admin]
: (petsa) mt. fit. (apetsao): Entina manamando, manakotsa. Ahitsio
Apetraka
[admin]
: (petraka) mt. at. (apetraho): Omena toerana, a-tao eo amin'ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako it?. Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny. • h.o: Afindra amin'ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo. ¶ M. h. tendrena. • Atao amin'ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao. • Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan'ny handehanany. • Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao. • (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra Ahitsio
Apetaka
[admin]
: (petaka) mt. at. (apetaho): Araikitra: Apetaho etsy amin'ny rindrina etsy it? sarin'i Dadabe ity. Ahitsio
Apepo
[admin]
: (pepo) mt, at. (apepoy): Atao pepo, lempona. • Ahana tsikelikely (toy ny trosa, ohatra, izay averina tsikelikely ambara-pahatapiny). Ahitsio
Apepipepy
[admin]
: (pepipepy) mt. at. (apepipepeo): Asaina mivezivezy mankatsy mankaroa. Ahitsio
Apepetra
[admin]
: (pepetra) mt. fit. (apepero): Entina manafatrafatra. Ahitsio
Apentsompentsona
[admin]
: (pentsompentsona) mt.fit. (apentsompentsony): (ny lela) Entina mipentsompentsona, mitsaontsaona, mitaria. Ahitsio
Apentimpentina
[admin]
: (pentimpentina) mtfit. (apentimpenteno): Entina manisy loto kely, entina manasolotika. Ahitsio
Apenjy
[admin]
: (penjy) mt. fit. (apenjeo): Entina mangia, mangeja, entina mitazona sady manery. Ahitsio
Apenimpenina
[admin]
: (penimpenina) mt. at. (apenimpeneno): Verezina hevitra. Ahitsio
Apendrampendrana
[admin]
: (pendrampendrana) mt at. (apendrampendrano): Atao tonga mipendrampendrana, jembijemby. Ahitsio
Apendina
[admin]
: (pendina) mt.fit. (apendeno): Entina mandoto, manisy pentina: Fotaka no napendiny ny lambako ka tsy manaiky aho. Ahitsio