Teny nampidirina farany

Asolafaka
[admin]
: (solafaka) mt. at. (asoiafaho): Atao misolafaka, mibolisatra; akorisa, abolisatra. ~ mt, fit.: Entina mandidy sompirana. Ahitsio
Asola
[admin]
: (sola) mt. fit. (asolay): Entina manasola. Ahitsio
Asoko
[admin]
: (soko) mt. at. (asokoy): Asaina mandeha na manao, na maka mangina. Ahitsio
Asokitra
[admin]
: (sokitra) mt. fit. (asokiro): Entinamisokitra. Ahitsio
Asoketraka
[admin]
: (soketraka) mt. at. (asoketraho): Apetraka milamina sy miadana tsara; atsivetraka. Ahitsio
Asoketa
[admin]
: (soketa) mt. fit. (asoketao): Entina manasoketa, mamindra loza, tsiny. Ahitsio
Asokera
[admin]
: (sokera) mt. fit. (asokerao): Entina manasokera; ahodidina. Ahitsio
Asokatrika
[admin]
: (sokatrika) mt. at. (asokatreho): Atao miharihary ho hita tsara eo anoloana, miatrikatrika tsara. Ahitsio
Asokatra
[admin]
: (sotraka) mt. fit. (a sokafy): Entina manokatra. Ahitsio
Asokaka
[admin]
: (sokaka) mt. at. (asokakao): Atao misokatra be. Ahitsio
Asoka
[admin]
: (soka) mt. at. (asokao, asokay): Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo. Ahitsio
Asointsoina
[admin]
: (sointsoina) mt at.: Atao tonga misointsoina, menamenatra sy mangaihay. Ahitsio
Asoitra
[admin]
: (soitra) mt. fit. (asoiro): Entina misoitra, manala amin'ny hazo lavalava, mamely amin'ny tandroka (omby). Ahitsio
Asodoka
[admin]
: (sodoka) mt. fit. (asodokay): Entina mamitaka amin'ny fisehoana ivelany: Ny hareny no nasodokany ilay zanak'olona Ahitsio
Asodisody
[admin]
: (sodisody) mt. at. (asodisodio): Avala hivezivezy etsy sy eroa. Ahitsio
Asodika
[admin]
: (sodika) mt. fit. (asodiho); Entina misodika, manala (herodronono, roatra). Ahitsio
Asobilatra
[admin]
: (sobilatra) mt. at. (asobilaro): Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao it? didy hena ka manjary tsy mitouy ny anjarantsika? Ahitsio
Asobilaka
[admin]
: (sobilaka) mt. at. (asobilaho): Atao tailana, atao mivilana. Ahitsio
Asobilabilaka
[admin]
: (sobilabilaka) mt, at.: Atao misobilabilaka na mivilivily mankatsy mankaroa. Ahitsio
Asoaka
[admin]
: (soaka) mt. at. (asoahy): Asolo. Ahitsio