Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Maniosio: (siosio) mt, s,: Miely: Naniosio faingana ny tsaho fa.;. Ahitsio
Maniotsioka: (tsioka) mt, s.: Mifofo malefaka (rivotra). 1 Enti-milaza ny nify marary kely, toa misy mangatsiatsiaka marary anY anatinY any. Ahitsio
Manipaka: (tsipaka) mt, p, (ma. nipdha): Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao. 1 Manosika amin'nY tongotra: Aza mani-Paka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-mararY. / Manda, tsy manaiky: Manipaka n? heuitry ny maro Rabe, ka osa Izay hanjd azy! / Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zona. ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany, Ahitsio
Manipakipa: (kipakipa) mt, p,: Manesotra na manendaka na manipy zavatra tsy misy fitandroanafanajana, Ahitsio
Manipakipaka: (kipaka) mt. p. , (manipakipaha): Mandroaka tsy mitondra roa, manifakifaka hihataka amin-katezerana, Ahitsio
Manipika: (tsipika) mt, p. (ma_ nipiha): Manisy tsipika na' soritra mahitsy, Ahitsio
Manipikipy: (kipikipy) mt, p, (manipikipiza): Manipy, mitoraka, Ahitsio
Manipy: (tsipy) mt, p, (manipdza): Mandefa zavatra mafy amin'ny tanna, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! 1 Manary: Aza manip y rano eny an-dalambe fa mety handena olona ia_ nao. Ahitsio
Manira: (ira) mt, P. (manird): Manamboatra ny landy voafoly ho amin'ny fantaka. Ahitsio
Maniraka: (iraka) mt, P. (maniraha): Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io uaouao lehibe io aho. 1 Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no' naniraka anao, 1 Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny sa fo-drano, * Ohab.: Maniraka andriana mahabotrabotra, andrian-tsy irahina tsy iaraha-monina: fitenenana entina hiangaviana olona zoky na ambony noho ny tena hanao zavatra ho an'ny tena, na iraka izany na asa hafa, / Ny faho. riana mahazaka maniraka: ny tsy fisiana tsy mamela hipetrapetraka fa mandefa ny tena foana hitady izay mahasoa hatraiza hatraiza. Ahitsio
Manirakira: (kira) mt, p, (ma. nirakird): Mikarakara ny antsipirian-javatra ao an-tokantrano, mividy ny kanonkanon-tokantrano. Ahitsio
Manirano: a. sady p.t.: Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin'ny tenan'ny olombelona, ao amin'ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny rànio, ans, ka mahatonga an' ireo hibontana be. Ahitsio
Maniratsira: (tsiratsira) mt, p, (maniratsird): Maneso, manao ho tsinontsinona, mamotsifotsy, manevateva, Ahitsio
Manirery: (irery) p. t,: Mipetraka irery tsy misy olona miaraka EuninY: mono no ataonao manirery eto? Ahitsio
Mànirikiry: (kirikiry) mt, p, (manirikiriza): Minia mandà ny hevitr'olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy. Ahitsio
Manirikiry: na Manakirikiry (kiry) mt. p, (manakirikiriza): Mahatonga ho kirina, manorisory. Ahitsio
Manirina: (irina) mt, p,: Manakimpy ny mason'ny olona ho faty na efa maty. * Ohab.: Nandrasan-kanirina vao nampivandravandra: enti-milaza olona nantenain-kanasoa na hanamboatra toejavatra nefa vao mainka koa nanimba, Ahitsio
Maniritra: (iritra) mt. p, (mani. rita): Manitrika ao anaty rano, mandevina amin'ny fa-sana vonjimaika. Ahitsio
Maniry: (tsiry) mt, a, (maniria): Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry saha¢y ilay namboleko, / Maniry ny volombauako, / Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin'ny lohataona, / Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian'asa amin'izao andro ixao, Ahitsio
Maniry: (iry) mt, p, (maniria): Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an'io toerana io mafy Rakoto. / Maniry ny ho sakaizanao izy. 1.Mitsiriritra: Aza maniry fananan'olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy faha folo, * Ohab.: Maniry manitra o. hatra ny alika miambozonkoditra: maniry hahazo zavatra mahafinaritra izay eo akaikfn'ny tena lalandava, nefa tsy ho azo na oviana na oviana, ¶ M,h,: Mitady, mangirika, mandritika, mikatsaka, miharana, — Maniry, mangetaheta mitsiriritra, milendalenda, mrtelin-drora, milela-tanna, mitomany, mibidibidy, Ma_ niry, mirary. Ahitsio