Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manisa: (sisa) mt, p, (manisà): Mamela sisa: Tsy nanisa ua. ry ho ahy lahy ny zokiko! 1 Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny uoasariko tala fo. totra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho, Ahitsio
Manisa: (isa) mt, p, (manisd): Milaza ny fitohizan'ny isa: Efa mahay manisa ny zona_ ko. 1 Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpia. natra tonga ny mpampiana. tra, * Ohab.: Manisa be tsy ho an'ny tena ohatra ny vady tokantranomason'ny mpanankarena: enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin'ny zavatra na fana-nana eo am-pelatanany, Ahitsio
Manisatra: (hisatra) mt, p, (ma. nisara): Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona, Ahitsio
Manisika: (sisika) mt, p, (manisiha): Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery, 1 Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay man. drakariva amin'ny resany rangahy io. 1 Manampy, ma. nosoka: Voatery hanisika{a. kelaka enina amin'ny boky ianao raha hanampy an'io toko iray vaouao to, 1 Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisY hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza, Ahitsio
Manisina: (isina) mt, p. (mani. sina): Mandefa fofon'aina hivoaka any an'orona mba hi. voahan'ny lelo:Manisin-delo, Ahitsio
Manisitra: (isitra) mt, P. (mani. sira): Manda ho nanao hadisoana fa aolaka amin'ny ha-fa. Ahitsio
Manisy: (isy) mt, p, (manisia): Manampy, mametraka: Ma_ nisy siramamy ny ravimboafotsy, / Manisy uoninkazo eo ambony iatabatra, 1 Mamely, mamono amin'ny,,,: Manisy daka ny alika, Ahitsio
Manitakita: (kitakita) mt. p. (manitak itd): Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja. Ahitsio
Manitatra: (itatra) mt, p, (manitara): Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fa nitombo ny zanaka aman-jafiny, / Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io, 1 Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny uakiteny, 1 Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin'ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln'ny gazety fa ualo; loza ny gazety sasany raha hanitatra, ¶ M.h,: Matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dRamitraho, Ahitsio
Manitikitika: (kitika) rat. P. manitikitiha): Mikasikasika (olona) amin'ny faritra ma. hatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin'ny ahitra fa manitikitika ny -faladiako, ? Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba ha_ hazoany iny akanjo iny ka nomeko. 1 Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny salko, Ahitsio
Manito: ((to) mt, p, (manitoa): Manapaka. - F,-p.: Manito tady: entimilaza biby manapaka ny tady amatorana azy; olona tsy manaiky, Ahitsio
Manitra: p.t.: Manana fofona tsars: Manitra ny vonin'ny telomtoua, ¶ M,h,: Mani-pofona, mamerovero, mandraraka, manetonetona, maka volon'orona, midofaka, mamafana. Ahitsio
Manitrandafintsaha: a.: Anaran'ahitra mantra, Ahitsio
Manitrika: na Manasitrika (sitrika) mt. p, (manitriha, ma. nasitriha): Mandentika: Manasitrika ao anaty rano. ? Manafina: Manitrti-bo1a, / Mandevina: Amin'ny telo no hanitrika ny razana izahay, Ahitsio
Manitrikitrika: (itrika) mt, p, (manitrikitriha) : Mandentika mandetra (totohondry). 1 h,o.: Mamelively, mandentidentika: Nanitrikitrlka ma. fy ery Ramose tamin'ny tsy nahauitanay ny entimody, kanefa tena tsy nanam_poto. ana mihitsy izahay, Ahitsio
Manitsaka: (hitsaka) mt. p. (manitsaha): Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra, 1 Mandeha na mandia eo ambonY: Raha uao nanitsaka ny tany naha_ latsahan'ny tauoniny izy dia latsa-dranomaso. 1 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny uoninahitro iny Rangahy iny! - F,-p,: Manitsaka atok'olona: miavona sy mirehareha amin'olona, j Manitsakitsaha na manitsakitsa.bady: tsy manaja ny vady fa mandeha amin'olon-kafa, / Mifanitsadoha: teny enti-milaza ny vary avy nojinjaina, izay apetraka mifanindry ny lohany sy ny tahony, / Mifanitsaka efitra: toe-trano izay tsy misy lalantsara ka voatery miditra amin'ny efitra iray raha te hankao amin'ny efitra ilany. / Mifanitsa-kitro: entimilaza olona vory be dia be. Ahitsio
Manitsorohitra: a,: Anaran 'ahitra, Ahitsio
Manitsy: (hitsy) mt, s. (manitsia): Mandeha tsy mivilivily mankamy...: Nanitsy ny hopitaly izy, 1 Mihatraamy, mlkendry ny: Nanitsy ny tenany ny teniko ka tsy naha_ ritra izy namaly, ? Manao izay tsy hampisy diso, izay hanarahana ny lalana mari-na: Izaho no manitsy ny lahateniny, / Tokony hanitsy ny fltondran.tenanao lanao, * Ohgb,: Rafotsibe kendam_ bomanga ha any an-tenda manitsy azy: enti-milaza izay mahatsiaro tena ho diso ka manitsy izany amin'ny fomba mangina. ¶ M,h,: Tsy mivilivily, mandeha toratady, manavatsava, manao hitsin-dalana, manapaka. Ahitsio
Manivaka: Manivakivaka (ivaha, ivakivaka) mt. s, (mani. uakivaha): Mandalo eo afovoany: Tsy hita Intsony ny hamenarako nanivaka teto afouoan'ny olona, 1 Miala amin'ny lalambe ka mandeha amin'ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanipaka no tsy hitanay akory? 1 h.o,: Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira, ?Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa manda-Io (mt, p,). Ahitsio
Manivoana: (ivo) p.t.: Mandeha mandalo eo anelanelany, eo afovoany, ? h,o,: Mahavoa eo amin'ny kendrena indrindra, eo amin'ny masony indrindra, Ahitsio