Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manivoho: (ivoho) mt, p,: Mipetraka eo ivoho, mamely avy eo ivoho, Ahitsio
Manivoka: (hivoka) nit- P. (ma. nivoha): Mamatratra, marne-no olona (ny trano), Ahitsio
Manivoka: na Manaivoka (aivo. ka) mt, p,: Fampiasan'ny Betsileo ary mitovy hevitra amin'ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola maniuoka ny kilon. gampela, Ahitsio
Manizakiza: (kizakiza) mt, P. (manizakizà): Manivaiva manazimba, mamingavinga, Ahitsio
Manizina: (izina) mt, p, sy mt, s, (maniztna): Mampaniombona, manamaizina: Dia ha. nizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io? 1 h,o,: Mamoritra, manrpihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin'ny fahaualo, nanizina ny miaramilany tao amin'il¢y hadilanana. Ahitsio
Manja: p.t.: Sora-javatra na volon-doko mainty mena, na mavo manopy volombatolalaka antitra Mba tiako ny vo bon 'iry soaualy mania try, - h,t.: Tsara tarehy: Manja izany raha touolahy (fs,b), • a,: Fira-potsy atao eo ivohon'ny fitaratra mba hainerenany ny sarin-javatra eo anoloana: Mantiam-pitaratra. Ahitsio
Manjaboboka: p.t.: Bobongolo, efa madiva ho lo; rakotra vovoka na lavenona. Ahitsio
Manjahana: (zahana) p.t.: Entimilaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody na. latsany, 1 Diso fanantenana, mangaihay (fiteny koa ny hoe "manjahatra" amin'ity hevitra faharoa ity): Nanjahana na nanjahatra foana tao Ibalita nony latsaka tao am. pantsakana ilay vola ariary efatra uao nomen-dreniny azy, Ahitsio
Manjaika: (fit,-p,) mt, s,: Entimilaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro — na midaboka mandry — ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo. Ahitsio
Manjaina: na Hamanjaina (man_ ja) mt, ih, (manjao, haman. jao): Atao tonga mania, lokoana mania, Ahitsio
Manjaitra: (zaitra) mt, p, (man_ jaira): Mampikambana lamba amin'ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao, Ahitsio
Manjaka: (zaka) mt, p, (manjakd): Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao io. Ahitsio
Manjaka: (jaka) mt, s, (mania. ka): Manome, manolotra jaka, Ahitsio
Manjamaso: a.: Bay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe °'volomaso ambony", 1 Zavatra manjamanja andokoan'ny vehivavy ny ambony masony raha manify nY manjamasony, Ahitsio
Manjambena: (jambena) p.t.: Vizana ka mila tsy hahita (maso). Ahitsio
Manjanaka: (zanaka) mt, p, (manjandha)t Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talo. han'ny nahaterahanay zanany i dada sy nana'. sa Miteraka, misy zanany, ma-nana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia aria- ry folo aza. Ahitsio
Manjanjana: (janjana) mt, s : Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina, Ahitsio
Manjanjana: (janjana) mt, P. (manjarydna): Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara. Ahitsio
Manjarano: a.: Karazan'arina mainty anY anaty tany fanaovana ny manjan'ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara. Ahitsio
Manjary: p, t,: Vanona tsars, velona finaritra: Olona tsy man_ ja ry, Ahitsio