Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manjary: (zary) mt, p, (mania. ria): Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry, 1 Miofo ho: Manjary angidina ny ondrindrano, ? Miova ho, mody: Haniary hafalia. na ny alahelonareo, Ahitsio
Manjato: (zato) mt, p, (maniatoa): Mizara zato, mizara ho antokony zato, 1 Mihamanankarena, manankarena, Ahitsio
Manjavona: (zavona) p,t; Entimilaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny an_ dro) aninaraina, ? Entimiiaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsars fa manjavozavo: Manjauona no fahitako iry trano iry, 1 Mandositra na tsy hita foana tao: Nan_ jauona foana teo ilay mpangalatra, Ahitsio
Manjavozavo: (zavozauo) p.t.: Maizimaizina, somambisamby: Manjauozauo izany andro izany, 1 Tsy mahita tsara: Angaha manjauozauo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io? ? Tsy mazava tsars: Manjauozauo ny fijeriko an'ir? trano ir?. ? Tsy hita miavaka tsars, mifangaroharo: Manjauozauo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana? Ahitsio
Manjehy: (zehy) mt, p, (manie-ha): Mandrefy amin'ny ze. hy: Manjehy nysakan.teno. na, ? Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava e! Ahitsio
Manjelatra: (jeiatra) mt.s.: Mamoaka hazavana: Misy ktatana manjelatra noho ny sasa_ ny, ? Mamoaka hazavana toa tselatr'afo: Nanjelatra ny mason'ilay alika tao anatin' ny maizina, / Nanjetatra ny sabatra nosintonin'ny miara- 7, mila auy tao amin'ny tranony, Ahitsio
Manjembijemby: (jemby) p,t; Manjavozavona, pahimpahina ny maso, 1 Matroka, manjavona noho ny fofon'aina na ny fofon-drano (fitaratra). Ahitsio
Manjenjena: na Mizenjena (zen_ jena) mt, s,: Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenirenY, Ahitsio
Manjenjina: (jenjina) mt, p, (manjenjena): Manao izay hahafanina; hahajemby, Ahitsio
Manjepizepy: (zepizepy) p,t; Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin'ny faritra a. tsimo iny taorian'ilay orana nikija nandritra ny herinan. dro, Ahitsio
Manjera: (zera) mt, p, (manjera): Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tauim.boninkazo teto ka uaky ter?. ? Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty ra. no? Manjerizery na Mizerizery (zerizery) p.t.: Mety ho hita tsara, miharihary, Ahitsio
Manjevo: na Manjevozevo (zevo) mt, p, (manjevoa): Mampifangaro: Manjevo ny kisoa sy ny ondry. Ahitsio
Manjezika: (zezika) tilt. P. (maniezeha): ,Mandaroka, manavokavoka. Ahitsio
Manjilatra: (jilatra)'p.t.: Misaraka na mielakelaka somaradimbana: Sao manjilatra ity lamba ity fa fehezo, ? Misy silany mlendaka; miempaka; miovaka: Voan'ny uakin-tauoahangy ny tongotro ka nanjilatra, Ahitsio
Manjinga: (zinga) mt. s, (man_ jingd): Manovo amin'ny zinga: Antsoy i Bozy hanjinga ny rano ao an.tsinibe, Ahitsio
Manjiriky: (Tsm) a,: Omby mainty misy pantins fotsy kely tokana eo an-kandrinY. Ahitsio
Manjo: (zo) mt. p,: Mahazo, mihatra: Tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any, 1 Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin'olona iray, fahafatesan-kavana: Mana-manjo. - F.-p.: Mamangy manjo: (jer. Mamangy). Ahitsio
Manjofo: (jofo) mt, p, (manfofoa): Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjo. fo ny entana tao an-tranonay tany ambaniuohitra, / Mihinana, mandanY: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata, Ahitsio
Manjohy: (zohy) mt, p. (manjohia): Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy, 1 Manenjika: Lasa nanjohy Papelika Ibalita, / Manjoko: Manjohy lzaltsizy lo antidahy {o, Ahitsio
Manjojotra: (zojotra) rat, p,: Mamikavika, Ahitsio