Atakarina [admin] | : | (tokarina) mt. at. (atakarino): Avala hiresaka, hihinana any an-tranon'olona: Aza atakarina any an-tranon'olona ny zanakao fa mahamenatra, Ahitsio |
Atakalo [admin] | : | (takaio) mt, at. (atakalozy): Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin'ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny. ~ Soloana atao vola madinika: A-takalozy kely it? voiako ariary zato it?. Ahitsio |
Ataiza [admin] | : | (taiza) mt. fit. (ataizao): Entina mitaiza. Ahitsio |
Ataitra [admin] | : | (taitra) mt. fit. (atairo): Entina manaitra, mampitahotra. Ahitsio |
Ataingina [admin] | : | (taingina) mt, at. (ataingeno): Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany. Ahitsio |
Ataina [admin] | : | (taina) mt. at. (ataino): Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga sy ny vary. Ahitsio |
Atailana [admin] | : | (tailana) mt, fit. (atailano): Entina manatailana, mandidy vilana tsy mitovy tantana. Ahitsio |
Atahy [admin] | : | (tahy) mt, fit. (atahio): Entina manampy, mamonjy ny hafa. Ahitsio |
Ataha [admin] | : | (taha) mt. at. (atahao): Izay omena ho onitra. Ahitsio |
Atafo [admin] | : | (tafo) mt. fit. (atafoy): Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra Ahitsio |
Atafitafy [admin] | : | (tafitafy) mt. cit. (atafitafio): Atao mivoha sasaka: Atafitafio ny varavarana Ahitsio |
Atafy [admin] | : | (tafy) mt fit, (atafio): Entina manafy: Lamba inona no hatafiko it? zazakely it?? Ahitsio |
Atafa [admin] | : | na Atafana a.: Karazana ravinala (Terminalia badam ia). Ahitsio |
Atabotetaka [admin] | : | (tabotetaka) mt, at. (otabotetaho): Apetraka, ka ny fanambaniny avala hivelatra. Ahitsio |
Ataboroaka [admin] | : | (taboroaka) mt, at. (ataboroahy): Avoaka hiseho any ambadika, managorobaka (zava-maranitra mandoaka). Ahitsio |
Ataboretaka [admin] | : | (taboretaka) mt. at. (ataboretaho): Asainamibotetaka. Ahitsio |
Atabonaka [admin] | : | (tabonaka) rat. at.: Avozihitra, ab ontsina. Ahitsio |
Atabataba [admin] | : | (tabataba) mt. fit. (atabatabao): Entina manabataba. Ahitsio |
Atabariaka [admin] | : | (tabariaka) mt. at. (atabariaho): Aparitadritaka ets? sy er?, avala hikareniy ats? ar)'. Ahitsio |
Atabaka [admin] | : | (rabaka) mt. at. (ataboho): Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka: Aza atabaka et? amin'ny sahanay ny ondrinareo. Ahitsio |