Teny nampidirina farany

Ampetribola
[admin]
: a.: Siny na vata kely nitehirizan'ny Ntaolo vola ka naleviny tany anaty tany. Ahitsio
Am-perinasa
[admin]
: (am-perin'ny a-sa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin'ny fotoana mbola ahitana ny ferin'ny tany asaina). Ahitsio
Ampentany
[admin]
: a.: (?er. Ampiantany). Ahitsio
Ampempa
[admin]
: a.: Mofo vary na moto mangahazo. - F.-p.: Ampempa manify: mofomamy fisaka; /ampempan-tantely: moto tantely. Ahitsio
Ampengo
[admin]
: (Ski) a.: Ilay kintana lehibe anilan'Ikotokelimiadilaona. Ahitsio
Ampemby
[admin]
: a.: Zavamaniry sahalahala amin'ny katsaka. Ahitsio
Ampelavao
[admin]
: a.: Anarana entimilaza ny vehivavy maty ampiterahana. Ahitsio
Ampelandohalika
[admin]
: a.: Taolana somary boribory, afaka mihetsiketsika eo an-toerana, eo amin'ny faritra anoloana amin'ny lohalika. Ahitsio
Ampelamamoly
[admin]
: Jer. Dimbana. Ahitsio
Ampela
[admin]
: (ft.-p.) a.: VehivavY, ttovovavy. Ahitsio
Ampela
[admin]
: a.: Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany 1-lany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina. Ahitsio
Ampela
[admin]
: (Ski) a.: Rivotra avy andre fana. Ahitsio
Ampehezana
[admin]
: a.: Amboara: Ampehezam-boninkazo. Ahitsio
Ampatra
[admin]
: ft.: Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao izay tiana. - t.i.f.: amparina, voampatra / miampatra, fiampatra, mpiampatra 1 iamparana, fiamparana / manampatra, fanampatra, mpanampatra 1 anamparana, fanamparana. Ahitsio
Amparitra
[admin]
: a.: Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika it? raharahan'olona it? ry zalahy a. • Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy. ~ Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia. Ahitsio
Amparina
[admin]
: (ampatra), mt. ih. (amparo): Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an'efitra atsimo ao aloha io marary io. 0 h.o.: Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin'ny teny nataony. Ahitsio
Amparimbona
[admin]
: a.: Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nana() amparimbona izahay rehetra tao antrano vao cita ilay osa. Ahitsio
Amparikivina
[admin]
: (harikiUy), mt. cit.: Atao tonga marikivy. Ahitsio
Amparasily
[admin]
: (fer. parasilY). Ahitsio
Amparapaingo
[admin]
: a.: Jer. Para-Pafngo, Ahitsio